• Accueil
  • > HOMMAGE
  • > HOMMAGE – repose en paix RAOUL – Tarika MAHALEO –

HOMMAGE – repose en paix RAOUL – Tarika MAHALEO –

Image de prévisualisation YouTube

7 commentaires à “HOMMAGE – repose en paix RAOUL – Tarika MAHALEO –”


  1. 0 andriatiaray Tiavina filp 4 sept 2010 à 12:01

    Anisan’ny nitondra tsioka vao teo amin’ny fianan’ny tanora sy ny olom-pirenena amin’ny ankapo-beny ny hiran’ny RAoul. Somary masiaka nefa mitondra hafatra lehibe. Saika voalazany ao antin’ny hirany avokoa na fitsikerana, na fanoherana ny tsy fitovian-jo, ny fitiavana, ny fifankatiavana na hatramin’ny fahafatesana aza. »Ra ho avy ralala ny taona hodiako » Niala eto amin’ny tontolo tsy ampy siramamy RAoul ary nifindra any amin’ny toerana mbola tsy hitantsika izay inoana fa tsy hisy ngidiny.
    Mirary fiononana feno hoan’ny vady amanjanany ary hoan’i DAma rahalahiny sy ireo iray tampoho aminy, sy ny tarika Mahaleo ary isika mpankafy ny Tarika Mahaleo rehetra….

  2. 1 RAHERIARIVELO 4 sept 2010 à 18:10

    Raoul, sahy niteny mivantana hatrany ny tsy mety teo amin’ny fiainam-pirenena. Misaotra azy tamin’ny zava-bitany rehetra. Miara-miory amin’ny fianakaviany.

    R. RAHERIARIVELO

  3. 2 DadaRabe 6 sept 2010 à 1:15

    Mirary fiononana ho an’ny fianakaviany sy ny tarika ary ny fans rehetra !

    DadaRabe

  4. 3 Furet Nicolas 10 sept 2010 à 16:19

    Bonjour à tous ses amis, et à sa famille.
    c’est avec une grande tristesse que de retour de quelques semaines de vacances j’ai appris la nouvelle de la mort subite de Raoûl. Je vous souhaite beaucoup de courage et d’amour pour surmonter le vide que sa disparition va créer dans vos vies et dans vos cœurs. Que son âme navigue en paix le long de la grande voie lactée. Pour ma part je garderai précieusement le souvenir d’un être généreux, sensible et amoureux de la vie comme de son prochain. Avec toute mon affection et mon amitié. A bientôt pour ceux qui seront à Paris le 2 octobre. Je vous embrasse, Nicolas.

  5. 4 Lucien 10 sept 2010 à 19:08

    Mandria am-piadanana zokibe!

  6. 5 tritriva1.unblog.fr 21 oct 2010 à 14:48

    Great post. Greetings from the Speedy DNS.

  7. 6 educational grants 5 déc 2010 à 4:23

    Superb blog post, I have book marked this internet site so ideally I’ll see much more on this subject in the foreseeable future!

Laisser un commentaire


Auteur: Tritriva

tritriva1

BIENVENUE DANS MON BLOG BONNE VISITE

pervenche2.jpg

pervenche2.jpg

im18579.gif

im18579.gif

Commentaires récents

poinsettia

poinsettia

fleuranime083.gif

fleuranime083.gif

Visiteurs

Il y a 1 visiteur en ligne

L’AMOUR

Même si l'amour Ne serait pas pour toujours... Espérer et de croire... Pas au simulacre, Mais au miracle. Car l'amour est sacré, L'amour peut sauver Une âme qui déambule, Un esprit qui recule, Et la vie sera meilleure... Et l'amour deviendra... le bonheur. DadaRabe St Pierre et Miquelon 17/08/07

naturearbres002.gif

naturearbres002.gif

colombe.jpg

colombe.jpg

Vous devez être connecté à votre compte pour me contacter

minifrance.gif

minifrance.gif

plongee.gif

plongee.gif

bwmadab1.jpg

bwmadab1.jpg

IANAO NO MAHALALA (Poème de DadaRabe, Marseille 22/08/01)

Ry hany tanindrazako! Tsy foiko sy malala! Raha nandao anao aho, an-taona maro izay, Tsy hoe ninia nikimpy na koa tsy nahalala, Ny ratra sy ny fery na ny ady mahamay, S'ireny fijaliana, Ireny fahoriana, Ireny fihafiana, Izay nitomaniana. Ry tany tiako indrindra, narary anie ny foko, Raha sendra ny tsy fidy, ka ho any an-tsesitany; K'ireny ranomaso, nilalotra toloko, Niniako nampanginina na hila tsy ho lany, Fa mafy ny mitady, Manangana ny ho avy, Fa ts'isy vavahady, Misokatra sahady. Dia nifandimby teny ny andro sy ny volana, Toa efa hody ventiny ny rano nantsakaina, Kinanjo tsy nampoizina fa misy foana ny olana, Mitady hanembatsembana ilay maraina andraina; Te hody aho na androany, Raha azo atao izany, Fa saingy nofy ihany, Ny foko toa tomany! Misy ny milaza fa efa nanadino anao ny foko tia, Nolazainy koa fa efa natakaloko ny hafa hono ianao! K'aleoko miampify, mandositra anao aty lavitr'aty, Minia tsy mahatsiaro ary manadino, nahita vaovao! Ry Madagasikara! Ianao no mahalala, Ny foko anie tsy hiala, Fa tia toy ireny adala.

HAFATRA HO ANTSIKA MIANAKAVY ( DadaRabe 02/12/2000 )

Ho antsika mianakavy, Tiako ho marihina sy ambara fa : 1-TSY MISY INTSONY ANDEVO, tsy misy andevo fa SAMY OLON'AFAKA daholo isika mianakavy. 2- TSY MISY AMBONY SY AMBANY ISIKA, samy olona mikatsaka ny mahasoa eto ambonin'ny tany. 3- TSY MPIFAHAVALO ISIKA. Aoka re tompoko tsy hifanipaka toy ny valala an-karona isika mianakavy, fianakaviana iray ihany anie isika é! Samy olombelona feno isika mianakavy, samy manan-drà mikoriana, samy tera-dray aman-dreny. O! rey vahoaka, aza entim-po fa ny fo anie rano mafana é! Tsy manan-kambara aho ankehitriny fa anjaran'ny tsirairay no mandinika. TRAFO-KENA OME-MAHERY KA AM-BAVA HOMANA AM-PO MIERITRA. DADARABE " Izao tontolo izao ho an'ny Malagasy "
septembre 2010
L Ma Me J V S D
« août   oct »
 12345
6789101112
13141516171819
20212223242526
27282930  
Image hébergée par Casimages.com : votre hébergeur d images simple et gratuit

Mon cours de français |
essai09 |
Un amour de "Pékinoise" |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | ghadalam
| journal-de-lulubie
| Mes passions de ptit dragon